TOLOTRA

« Vatosoa anaty raki-tsarobidy »

Ravahan’ny fitoerany mihaja sy ny tsirony lafatra aoka izany ny Rova Caviar, ka manasa anao hanao fanomezana ity vakana sarobidy ity, ao anatin’ny raki-tsarobidy misy azy.