TSOTRA

Mitety ny tontolon’ny Rova Caviar

Clear

Hijery ny tari-dalana

Ny tolotra « Tsotra » dia fanomezam-boninahitra manokana ny kaviara« Rova ». Natokana ho
an’ny olona vao manandrana sy ny efa mahafantatra ny vokatra izy, ary azonao atao ny misafidy ny karazana caviar
atao ao anatin’ny tolotra ity.

Miaraka amin’ny sotro vita amin’ny akorandriaka ity tolotra « Tsotra » ity ary tena mety indrindra
amin’ny fotoana fifampizarana. Natao betsaka sy maro karazana ny caviar ao anatiny mba hanomezana fahafaham-po
anao.