FANGARO
Atodina esturgeon; sira 100% tsy misy fangaro avy any Diego Suarez, Madagascar, Mpitahiry (E285), singa mety tsy zaka: trondro
FIAVIANA
Atody nafarana avy any Rosia ary nompiana ao amin’ny toeram-piopiana Acipenser Mantasoa, Madagascar
MARIKA
Rova Caviar Madagascar
FITEHIRIZANA NY VOKATRA
Azo tehirizina hatramin’ny 45 andro alohan’ny hamoahana/hihinanana azy ao anaty vata fampangatsiahana (0°C – 2°C).
ANARANA SIANTIFIKA
Acipenser Gueldenstaedtii