Jobo vita amin’ny akorandriaka

Kojakoja sarobidy ho an’ireo tena mpankafy

120,00

Ny 6 isa

Azo jifaina

Kojakoja mihaja sy natoraly, tsy azo ihodivirana amin’ny fihinanana sy fankafizana ny Rova Caviar ny lovia jobo Rova Caviar, vita amin’ny akorandriaka.

Akora mihaja avy eto Madagasikara no nanamboarana azy, ary hitondra anao hiditra ao anatin’ny tontolo tsy manam-paharoa sy feno misterin’ny sakafo haitraitra mampiavaka ny Ranomasimbe indiana.

Rakitsoa miavaka avy amin’ny natiora ity kojakoja ity ary tsy manan-tsahala ny vilia jobo tsirairay. Araka izany, mety hisy fahasamihafana kely ny endriny sy ny lokony.

Ireo jobo vita amin’ny akorandiraka dia natao tao anatin’ny paosy vita amin’ny landihazo sy volory amin’ny lokon’ny trano mba hanome anao traikefa amin’ny fanandramana.