Hanitra miavaka

Rova Caviar sy Cognac Louis XIII

Clear

Ny tolotra « caviar-cognac », hanitra natokana ho an‘ny fanandramana miavaka.

Vokatra azo amin’ny fomba famokarana mananosarotra sy fahaiza-manao nentim-paharazana, ny “cognac Louis XIII” dia nanento ny hanitra mira tantely, raozy maina, paiso rakena, boaty sigara, hoditra, aviavy, garanadrelina…

Ny karazany “Imperial” avy amin’ny Rova Caviar Madagascar dia mamela tsiro malefaka misy hanitra dibera matavy izay maharitra am-bava.

Ireo fofona manitra maro atolotry ny Rova Caviar dia mampitamberina tsiro mamy sy lavitra izay nanokana fanandramana tsy fahita firy sy matsiro.

Miaraka amin’ny sotro vita avy amin’ny akorandriaka sy lakile kaviara, ny boaty “caviar-cognac” dia atao fanomezana na hifampizarana mandritra ny fotoana miavaka sy fety.

Ato raha hamantatra bebe kokoa www.louisxiii-cognac.com