FANGARO
Atodina esturgeon, sira 100% tsy misy fangaro avy any Diego Suarez, Madagascar, na siran-dranomasina tsy misy fangarony, na sira avy amin’ny laboratoara, mpitahiry (E285), singa mety tsy zaka: trondro
FIAVIANA
Atody nafarana avy any Rosia ary nompiana ao amin’ny toeram-piopiana Acipenser – Mantasoa, Madagascar
MARIKA
Rova Caviar Madagascar
FITEHIRIZANA NY VOKATRA
Azo tehirizina hatramin’ny 60 andro alohan’ny hamoahana/hihinanana azy ao anaty vata fampangatsiahana (0°C – 4°C).
ANARANA SIANTIFIKA
Acipenser Baerii
LANJA ARA-TSAKAFO AO ANATIN’NY 100 G
Hery entiny: 940 KJ – 225 Kcal
Prôteina: 26 g
Gliosida: 1,5 g (ka siramamy ny 0,5 g)
Menaka: 12,8 g (ka asidra matavy ny 3,53 g)
Sira: 3,471 g