Famohana boatina kaviara

Fanandramana amin'ny fitsipiky ny kanto

12,00

Azo jifaina

Hahafahana manokatra ny boaty araka ny tokony ho izy ny fanalahidina caviar Rova Caviar Madagascar, vita amin’ny takela-barahina

Kojakoja mihaja indrindra ampiasaina rehefa handroso caviar ny fanalahidy. Sahala amin’ny boaty misy ny caviar ny endriny, ary voasikotra eo ny sary famantarana mampiavaka ny orinasa. Fitaovana sarobidy tokony hananan’ny olona rehetra te hanandrana caviar izy…

Apetraho moramora eo ambonin’ny ranomandry ny boatina caviar. Mialoha ny hihinanana azy dia avelao hijanona mandritra ny 5 minitra eo ho eo aloha ny caviar rehefa avy sokafana. Rehefa misokatra ny boaty dia tsy maintsy hohanina ao anatin’ny 24 ora ny caviar.